Canalblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
Publicité
Gr.Ev. AMAFI
Archives
  • 2005
6 mai 2005

PAROLE "ANDEHA HITORY"

NDEHA HITORY Taona maro izay No niantsoan'ny Tompo anay Hivondrona ho iray Noho ny asany Tao anefa ireo Fisedrana maro be Fanenjehana,fanaratsiana Nefa raha tsy teo ianao JESO Dia potika sy rava ialay fitoriana Mbola lavitra ireo lalana aleha Koa mangataka...
Publicité
6 mai 2005

PAROLE "FITIAVANA"

FITIAVANA Fitiavana no anton'izao tontolo izao Fitiavana no namonjena anao Fitiavana no naha toy izao ahy Fitiavana ho mandrakizay Fitiavana avokoa izao rehetra izao Fitiavana nohariana ahy sy ianao Fitiavana tsy manam-paharoa Ilay fitiavana nomen'i Jesoa...
3 mai 2005

FIARAHABANA

Ho ampitomboina aminareo anie ny Fahasoavan'i Jesoa Kristy Tompontsika Amen Fifaliana ho an'ny Groupe evangelique Amafi no miarahaba anao tafiditra ato amin'ny site. Isaorana Andriamanitra tamin'ny tolo-tsaina sy ny fanampiany izay nahafahana nanokatra...
6 mai 2005

PAROLE " FANTATRAO VE"

FANTATRAO VE? Fantatrao ve hoe toy inona moa Ny famonjena nataon'i Jesoa Izay nanolorany ny ainy ho anao Ho ahy sy izao tontolo izao Ref Miantso ny Tompo ka aza mandà Mivonona hanompo handroso sy ho sahy Tsy renao ve ny feony mambabo Manaitra fo mamelona...
3 mai 2005

TANTARA AMAFI

Ny taona 1991 no niforona ny Antoko Mpihira AMAFI(Antoko Mpihira Akon'ny Fiderana).Ny komity mpanomana ny jobilin'ny Mpitandriana RAKOTONDRAVONY GILBERT tao amin'ny FJKM Isoavimasoandro Fihavaozana no nananganana azy hanomana ny hetsika izay atao mandritra...
Publicité
6 mai 2005

PAROLE "RY MPIAMBINA"

RY MPIAMBINA Misy miantso ahy any seira manao hoe Misy miantso ahy any seira manao hoe Ry mpiambina ô,ry mpiambina ô Toy inona alina moa izao? Ry mpiambina ô,ry mpiambina ô Toy inona alina moa izao? Dia hoy ny mpiambina Dia hoy ny mpiambina nanao hoe...
6 mai 2005

PAROLE "MIOMANA"

Miomana iska rehetra miaina ety Miomana fa efa akaiky anie KRISTY Miomana fa aza be fangataka andro ianao Miomana mivonona dieny izao Sao very ianao Fa tsy fantatsika anie ny hora sy fotoana Tsy nisy nampandre ny volana sy taona Tsy fantatsika koa na...
6 mai 2005

PAROLE "ILAY BE FITIAVANA"

ILAY BE FITIAVANA Maro tokoa ireo zava-nihatra Tao koa ny loza saika nandratra Ndraindray koa nefa izahay minia Manome tsiny anao Jeso Kristy Na izany aza dia mbola tao dia tao Ny fitiavan'i Jeso tsy mandao Ka andeha fisaorana no atao Sy hatolotsika azy...
6 mai 2005

PAROLE " JESO TIA"

JESO TIA Tiako ianao JESO tia,Tiako ianao satria Efa nitantana ahy tamin'ny ahiahy Eny efa lehibe ny natanao ahy anie Na dia mpiodin-doha sy nanamafy fo Fa efa tsisy izay tsy vitanao Hitiavana ahy nalatsakao ny rànao tiako ianao Fa efa tsisy izay tsy...
3 mai 2005

PROGRAMME

*05 Mai 2005 :Fitsangatsanganana eny amin'ny ENJELO Ambohidratsimo * Mai 2005 : PRISE DE SON - CLIP : Jesoa Tia - Miomana * 22 Mai 2005 : Fitoriana miaraka amin'ny SLK Fjkm Isoavimasoandro eny Analamahitsy
3 mai 2005

FIFANDRAISANA

Tianao ve ny hiara-miasa amin'ny GE AMAFI ? aza misalasala mifandray amin'ireto fifandraisana ireto---- AMAFI - LOT II H 101 ABB SOAVIMASOANDRO - MME HANITRA TEL : 033 11 754 08 TEL : 033 12 915 41 MR FIDELE TEL : 033 12 360 06 MR RIJA TEL : 033 11 527...
Publicité
Gr.Ev. AMAFI
Publicité
Publicité